• Message from: Andry Rajoelina, President of Madagascar

Tsapanay ny hirifiry mianjady aminareo traboina ary fantatray ny tsy fahampiana iainanareo amin’izao andro sarotra izao. Izany indrindra no nahatongavanay mivady nanatontosa ny fizarana voalohany ireo VATSY TSINJO, koa ireo tokantrano traboina eto anivon’ny boriborintany voalohany sy fahatelo no nanombohana izany androany.

Teto amin’ny Kianja ALAROBIA dia tokantrano miisa 683 avy amin’ny boriborintany fahatelo no nisitraka izany.

Ary tokantrano miisa 1018 avy amin’ny boriborintany voalohany kosa no nahazo ny anjarany teto amin’ny Kianja MAKI Andohatapenaka. Afaka andro vitsivitsy dia hisitraka ny TOSIKA FAMENO mitentina 100.000 ariary isan-tokantrano izy ireo, ho fanampiana.

Mifanampy isika ary ny karinem-pokontany manara-penitra sy misy QR Code no ahafahantsika mandrindra izany. Eo anilanareo hatrany izahay, mifampitsinjo isika ary tsy hisy ny tokantrano traboina ho diso anjara.

=======================================

(Translation in English from Google)

  • Message de : Andry Rajoelina, Président de Madagascar

We feel the pain for you victims and we know the lack of your life during this difficult time. That’s exactly why my wife and I came to pass the first division of the VATSY TSINJO, so the households affected by the first and third districts started it today.

At the ALAROBIA Square, 683 households from the third district approved it.

And 1018 households from the first quarter won their share at MAKI Stadium Andohatapenaka. In a few days, they will withdraw the TOSIKA FAMENO worth 100.000 ariary per household, as a help.

We help each other and we can coordinate with our custom and QR Code kitchen.

We will always be by your side, we take care of each other and there will be no one who will be victimized by our destiny.
++++++++++++++++++++++++++++++++++++++++++

  • De/From: Andry RAJOELINA, President of Madagascar
    Antananarivo (MADAGASCAR)
  • Publié le / Published on: January 31, 2022