• Message from: Andry Rajoelina, President of Madagascar

Na ao anatin’ny sarotra aza dia an-kafaliana sy am-pitsikiana no nandraisanareo mponin’i Farafangana anay mivady teto amin’ity toerana itobian’ireo traboina ity. Am-pitiavana tanteraka no nikarakarana sy nanoloran’ny fikambanana FITIA izay tarihin-dRamatoa vadiko, ny sakafo ho an’ireto mpiray Tanindrazana amintsika misedra fahasahiranana tsy fidiny ireto.

Mankasitraka ihany koa ireo fikambanam-behivavy rehetra izay nifarimbona nikarakara teto. Iray vatsy iray aina tokoa isika.Hita teto fa fianakaviana iray isika Malagasy, mifampizara ny manta sy ny masaka.

====================================================

  • Message from : Andry Rajoelina, President of Madagascar

Even in the midst of difficulties, you welcomed us with joy and smile in the same place where the victims were similar. With full love, I have served and dedicated the FITIA organization led by my wife, the food for our fellow countrymen who are struggling with these indefinite difficulties.

Thanks to all the women’s associations that came together to take care of here. We are one living supply indeed.

It was found here that we Malagasy are one family, sharing raw and cooked.
++++++++++++++++++++++++++++++++++++++++++

  • * De/From: Andry RAJOELINA, President of Madagascar
    Antananarivo (MADAGASCAR)
    * Photos: Andry Rajoelina (Team/Equipe)
    * Publié le / Published on: February 9, 2022