MADAGASCAR INFO – “Fayonne Armada Ofisialy really wanted to see me, a singer from Analanjirofo …/ Naniry mafy ny ahita ahy i Fayonne Armada Ofisialy , mpanakanto mpihira zanak’Analanjirofo …”, Andry Rajoelina, PR
From: H.E. Andry RAJOELINA, President of Madagascar / Date: March 21, 2022 / Images: A.R. team
(Translated into English) Fayonne Armada Ofisialy really wanted to see me, a singer from Analanjirofo. He really created a song of his fantasy. It didn’t only remain a dream but he brought a wish that many young people in Analanjirofo in his song “Mamangia President”.
His dream was fulfilled here in Fenoarivo East and Fayonne and the thousands of young people from Analanjirofo region met with me. The meeting with Fayonne was very emotional and pleasant and the meeting was a story.
==================================
(Original – Malagasy)
Naniry mafy ny ahita ahy i Fayonne Armada Ofisialy , mpanakanto mpihira zanak’Analanjirofo. Namoronany hira mihitsy izany nofinofiny izany. Tsy nijanona ho nofinofiny ihany anefa fa faniriana niraisan’ireo tanora marobe eto Analanjirofo no nentiny anatin’ilay hirany hoe “Mamangia Président”.
Tanteraka teto Fenoarivo Atsinanana ny nofinofiny ary tafahaona soa aman-tsara tamiko i Fayonne sy ireo tanora aman’arivony eto amin’ny Faritra Analanjirofo. Nampihetsi-po sy nahafinaritra ny fihaonana ary mipetraka ho tantara ny fifankafantarana tamin’i Fayonne.