Vignette d'entrée

MADAGASCAR INFO– “Na ao anatin’ny sarotra aza dia an-kafaliana…/ Even in the midst of difficulties, …”, ANDRY RAJOELINA, PDT OF MADAGASCAR

Message from: Andry Rajoelina, President of Madagascar Na ao anatin’ny sarotra aza dia an-kafaliana sy am-pitsikiana no nandraisanareo mponin’i Farafangana anay mivady teto amin’ity toerana itobian’ireo traboina ity. Am-pitiavana tanteraka no nikarakarana sy nanoloran’ny fikambanana FITIA izay tarihin-dRamatoa vadiko, ny sakafo ho an’ireto mpiray Tanindrazana amintsika misedra fahasahiranana tsy fidiny […]

Publié par