Vignette d'entrée

MADAGASCAR INFO – “Fambolenkazo fanarenana loharano, antoky ny fiveloman’ny mponina (Plantation of rehabilitation resources, guarantee of the livelihood of the population)”, Andry RAJOELINA, Pdt of Madagascar

Message from: Andry Rajoelina, President of Madagascar Fambolenkazo fanarenana loharano, antoky ny fiveloman’ny mponina. Ankoatry ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny taom-pambolen-kazo 2022 izay ho atao any Mahanoro, faritra Atsinanana, dia manasa antsika rehetra ny tenako hanatanteraka ny adidy amin’ny Tanindrazana, hamboly hazo amin’izay toerana misy antsika tsirairay avy.Izay mamboly […]

Publié par